Izy roa kely (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifankahita indray izy roa nufs kely
Mpifankatia efa hatry ny ela
Ny maso fotsiny xdlbm no mifampijery
Ny tena koa angamba irery
Fa toa hitako teo, toa angamba ianao
Fa toa hitako teo,
Te-hiteny zavatra ny molotrao
Mbola tia angamba
Matoa izy sahy manao izany
« Nefa mino aho fa mbola mila ahy ianao »
Mbola tia angamba
Matoa izy sahy manao izany
« Teny iray ihany hoy aho,
dia ho ampy ho ahy sy ho anao »
Mibaliaka indray ny androntsika
Ka mety cpinphj daholo izay rehetra atao
S’izay mety ho tononkira.serasera.org sitram-potsika
Na ny tiako na ny tianao
KIAKA
Mpifankatia efa hatry ny ela
Ny maso fotsiny xdlbm no mifampijery
Ny tena koa angamba irery
Fa toa hitako teo, toa angamba ianao
Fa toa hitako teo,
Te-hiteny zavatra ny molotrao
Mbola tia angamba
Matoa izy sahy manao izany
« Nefa mino aho fa mbola mila ahy ianao »
Mbola tia angamba
Matoa izy sahy manao izany
« Teny iray ihany hoy aho,
dia ho ampy ho ahy sy ho anao »
Mibaliaka indray ny androntsika
Ka mety cpinphj daholo izay rehetra atao
S’izay mety ho tononkira.serasera.org sitram-potsika
Na ny tiako na ny tianao
KIAKA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KiakaHits : 9765
Likes : 0 Like
Created by : Hasimbola
Date : 16/06/2002 14:33
