Izy roa kely (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifankahita indray izy roa kelyMpifankatia efa hatry ny ela
Ny maso fotsiny no mifampijery
Ny tena koa angamba irery
Fa toa hitako teo, toa angamba ianao
Fa toa hitako teo,
Te-hiteny zavatra ny molotrao
Mbola tia angamba
Matoa izy sahy manao izany
« Nefa mino aho fa mbola mila ahy ianao »
Mbola tia angamba
Matoa izy sahy manao izany
« Teny iray ihany hoy aho,
dia ho ampy ho ahy sy ho anao »
Mibaliaka indray ny androntsika
Ka mety daholo izay rehetra atao
S’izay mety ho sitram-potsika
Na ny tiako na ny tianao
KIAKA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KiakaVisites : 8357
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hasimbola
Date : 16/06/2002 14:33