JESOSY KRISTY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY KRITSY

Jesosy Kristy tety an-tany
Hamonjy ireo mania sy irero very
Ka izao anio izao !
Izy ta-hamonjy anao

Ny famonjeny, ny fitiavany 
Dia natokany ho anao
Ankehitriny, mba sokafy ny fonao
Aza izuvb dia be fandavana fa aoka mba hanaiky
Ny egikh handray tononkira.serasera.org Azy utsbao ao am-po

Sao tara ary ka dia hanenina
Izay misy eo aminao aza afenina
Izay fiainana izao dia mandalo
Izy ta-hamonjy anao

A/C : Dea
©Kanton’ny Fanantenana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Vangy : 879
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319