JESOSY KRISTY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY KRITSY
Jesosy Kristy tety an-tany
Hamonjy ireo mania sy irero very
Ka izao mgpzjwe anio izao !
Izy ta-hamonjy anao
Ny famonjeny, ny fitiavany
Dia natokany ho anao
Ankehitriny, tononkira.serasera.org mba sokafy ny fonao
Aza dia be fandavana fa aoka mba hanaiky wfzvlh
Ny handray Azy ao am-po
Sao tara ary ka dia hanenina
Izay misy eo aminao aza afenina
Izay fiainana izao dia mandalo
Izy ta-hamonjy bhpseyxn anao
A/C : Dea
©Kanton’ny Fanantenana
Jesosy Kristy tety an-tany
Hamonjy ireo mania sy irero very
Ka izao mgpzjwe anio izao !
Izy ta-hamonjy anao
Ny famonjeny, ny fitiavany
Dia natokany ho anao
Ankehitriny, tononkira.serasera.org mba sokafy ny fonao
Aza dia be fandavana fa aoka mba hanaiky wfzvlh
Ny handray Azy ao am-po
Sao tara ary ka dia hanenina
Izay misy eo aminao aza afenina
Izay fiainana izao dia mandalo
Izy ta-hamonjy bhpseyxn anao
A/C : Dea
©Kanton’ny Fanantenana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVisites : 878
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
