NY FIAINAKO JESOSY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY FIAINAKO JESOSY
Ny fiainako Jesosy tiako havaozinao
K’izay rehetra hataoko, na hira tononkira.serasera.org na lalao
Dia samy haneho ny voninahitrao Tsitoha
Ka cezvjai tsy hataoko intsony izay tsy mahasoa
Arovinao ny foko fa sarotra ny dia
Ilay satana ratsy mikendry hampikodia
Tantanonao hatrany amin’ny làlanao
Ka ho ankizy vanona sy manaja Anao
Ampianaro ho tia sgilrt ny teninao Tompo o !
Hazoto hiaino izany ary ho mpankato
Amboary hooysn koa izahay ho tia vavaka
Ka ho ankizy masina tena miavaka
Ny fiainako Jesosy tiako havaozinao
K’izay rehetra hataoko, na hira tononkira.serasera.org na lalao
Dia samy haneho ny voninahitrao Tsitoha
Ka cezvjai tsy hataoko intsony izay tsy mahasoa
Arovinao ny foko fa sarotra ny dia
Ilay satana ratsy mikendry hampikodia
Tantanonao hatrany amin’ny làlanao
Ka ho ankizy vanona sy manaja Anao
Ampianaro ho tia sgilrt ny teninao Tompo o !
Hazoto hiaino izany ary ho mpankato
Amboary hooysn koa izahay ho tia vavaka
Ka ho ankizy masina tena miavaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 899
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:14
