MPANOTA VERY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

Ry mpanota very o ! aiza moa ianao izao ?
Te hanjaka amin’ny fiainanao Jesosy !
Ilay Zanaky ny Ray, Ilay nisolo voina anao
Miverena f’ efa miandry Izy

Na dia menatononkira.serasera.org tahaka ny jaky aza
Ny fahotanao dia ho dioviny tokoa
Na dia tsapanao fa be ny ratsy vitanao
Dia miverena fa ny Tompo miandry anao
Te hanavao ny fiainanao Jesosy Zoky Tia
Koa Miverena ianao !

    

Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Mpamaky : 37
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jstone
Tamin'ny : 01/08/2022 22:14:04
ID : 14423

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo