Miovà (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miovà

ozjfueng Moa mba renao ny antsony aminao ?
‘Njao manambitamby mitalaho
Manatsotra izany tononkira.serasera.org tanany hamihina
Anao malalany

Na nandao ny valany, nania
Miantso anao Jesosy ka modia
Tsy hanisa heloka fa hanadio anao
Mba iecrr ho tonga olom-baovao

Mbola miandry anao ny Tomponao
Hanadino ny ota vitanao
Tsy mba sitrany ny hahavery ny fanahinao
Miovà, whafjepp fa mbola tiana ianao

Araraoty dieny anio izao
Ilay famindram-po omeny anao
Sao ity no andro fara ahavelomanao
Na ho antso farany atao

Ref :      Ka moa ve mbola hanamafy fo ?
‘Ndeha handao ny ratsy fanao taloha
Miantefa aminao ny Antson’ny Tompo
Aza mandà !
Ndeha hibebaka Aminy,
Ndeha re Miovà !

Mibebaha sao ho neninao
Raiso Izy ho fiainanao
Miovà fa Jesosy anie
Vonona handray anao


A/C : Finaritra Ny Aina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Visites : 708
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313