Noely Fitiavana (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NOELY FITIAVANANoely ! Noely fitiavana
Noely ! Noely fahasoavana
Feno fifaliana, feno fitahiana
Ho an’izao tontolo izao
Teraka ho antsika ‘Lay Jesoa Mpanjaka
Be voninahitra
Noely andro efa voafidin’Andriananahary
Mba hanatanterahana ny teny fikasana
Dia ny nahaterahan’I Jesosy Ilay Mesia
Tao an-tranon’omby
Noely ! Noely fitiavana
Noely ! Noely fahasoavana
Feno fifaliana, feno fitahiana
Ho an’izao tontolo izao
Teraka ho antsika ‘Lay Jesoa Mpanjaka
Be voninahitra
Noely ! Noely… Noely fitiavana ! Noely …
Noely ! Noely… Noely fahasoavana ! Noely …
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 548
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:14