JESOSY KRISTY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY KRITSY

Jesosy tononkira.serasera.org Kristy ojbg tety an-tany
Hamonjy ireo mania sy irero very
Ka izao anio izao !
Izy ta-hamonjy anao

Ny famonjeny, ny fitiavany 
Dia natokany ho anao
Ankehitriny, mba sokafy ny fonao
Aza dia be fandavana fa aoka mba hanaiky
Ny handray Azy ao am-po

Sao tara ary ka dia hanenina
Izay misy eo aminao aza afenina
Izay fiainana izao dia mandalo
Izy ta-hamonjy vpmwui anao

A/C : ofbovuxp Dea
©Kanton’ny Fanantenana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Hits : 810
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0776