Noely Anio (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NOELY ANIO

Noely anio ka miderà !
Noely anio ka miderà !
Noely anio, miderà ! anakalazao ho ren’izao rehetra izao

Krismasy ! teraka anio
Tompo Mpanjaka Mandrakizay

Noely anio ka mihirà !
Noely anio ka mihirà !
Noely anio mihirà ! ankalazao hanakohako izao !

Krismasy ! teraka anio
Tompo Mpanjaka Mandrakizay

Noely anio ka mifalia !
Noely anio ka mifalia !
Noely anio mifalia ! ankalazao eran’izao rehetra izao !

Krismasy ! teraka anio
Tompo Mpanjaka Mandrakizay

Noely anio ka MIDERA !

Miderà ! Mihirà ! Mifalia fa noely ny andro anio ! (x 4)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Vangy : 316
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3943