FANANTENAKO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANANTENAKO

He fantatro ry Tompo fa Ianao
No miantoka ny huzmil fiainako hatrizao
Ny fahazazako, fahatanorako
Feno ny hasoavanao

Ref :   Fanantenako Jesosy o ! Ianao
Ilay tena tia ahy no sady tsy tononkira.serasera.org mandao
Fanantenako, tsy mba ho levona
Matoky aho manana Anao Jesosy o !


Fa kely aho dia efa aeonvy nampianarinao
Fa tsy maintsy ho to ny teninao
Izay miankina Aminao
Raha toa maharitra
Handova lanitra

Ka izay rehetra momba ahy
Jesosy o ! indro apetrako Aminao
Ireo tanjona iriko ohty
Ny hoaviko ampitso
Ankiniko Aminao


     A/C : R. Njohany
©Kanton’ny Fanantenana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Vangy : 984
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311