FANANTENAKO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANANTENAKO
He fantatro ry Tompo fa Ianao
No miantoka ny fiainako hatrizao
Ny fahazazako, fahatanorako
Feno ny hasoavanao
Ref : rzmgs Fanantenako Jesosy o ! Ianao
Ilay tena tia ahy no sady tsy mandao
Fanantenako, tsy bvpqtt mba ho levona
Matoky aho manana Anao Jesosy o !
Fa kely aho dia efa nampianarinao
Fa tsy maintsy ho tononkira.serasera.org to ny teninao
Izay miankina Aminao
Raha toa maharitra
Handova egzamf lanitra
Ka izay rehetra momba ahy
Jesosy o ! indro apetrako Aminao
Ireo tanjona iriko
Ny hoaviko ampitso
Ankiniko Aminao
A/C : R. Njohany
©Kanton’ny Fanantenana
He fantatro ry Tompo fa Ianao
No miantoka ny fiainako hatrizao
Ny fahazazako, fahatanorako
Feno ny hasoavanao
Ref : rzmgs Fanantenako Jesosy o ! Ianao
Ilay tena tia ahy no sady tsy mandao
Fanantenako, tsy bvpqtt mba ho levona
Matoky aho manana Anao Jesosy o !
Fa kely aho dia efa nampianarinao
Fa tsy maintsy ho tononkira.serasera.org to ny teninao
Izay miankina Aminao
Raha toa maharitra
Handova egzamf lanitra
Ka izay rehetra momba ahy
Jesosy o ! indro apetrako Aminao
Ireo tanjona iriko
Ny hoaviko ampitso
Ankiniko Aminao
A/C : R. Njohany
©Kanton’ny Fanantenana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaHits : 985
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
