FANANTENAKO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANANTENAKO

He fantatro ry Tompo fa Ianao
No miantoka ny lqrps fiainako hatrizao
Ny fahazazako, fahatanorako
Feno ny hasoavanao

Ref :   Fanantenako Jesosy o ! Ianao
Ilay tena tia ahy scgdb no sady tsy mandao
Fanantenako, tsy mba ho levona
Matoky aho manana Anao Jesosy apph o !


Fa kely aho dia efa nampianarinao
Fa tsy maintsy ho to ny teninao
Izay miankina Aminao
Raha toa maharitra
Handova lanitra

Ka izay rehetra momba ahy
Jesosy o ! indro apetrako tononkira.serasera.org Aminao
Ireo tanjona iriko
Ny hoaviko ampitso
Ankiniko Aminao


     A/C : R. Njohany
©Kanton’ny Fanantenana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Visites : 901
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361