FALIFALY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FALIFALY
Falifaly izahay izao Ray
Ka mihira uvwblcd fiderana ho Anao ‘ndray
Ny idldd fo, saina, fanahy manontolo
Entina hiderana Anao daholo
Raiso re ny dera atolotray ho Anao
Fa mendrika ho Anao
Raiso koa ny haja ho voninahitra ho Anao
Anao mandrakizay
Tsikitsiky kalokalo koa
No tononkira.serasera.org hanehoanay ny hafaliam-po
Noho cegoxtlk ny famonjena efa nomena
Sy ireo fitahiana sesehana
A/C : Seta M. RAMAHEFAHARISON
©Kanton’ny Fanantenana
Falifaly izahay izao Ray
Ka mihira uvwblcd fiderana ho Anao ‘ndray
Ny idldd fo, saina, fanahy manontolo
Entina hiderana Anao daholo
Raiso re ny dera atolotray ho Anao
Fa mendrika ho Anao
Raiso koa ny haja ho voninahitra ho Anao
Anao mandrakizay
Tsikitsiky kalokalo koa
No tononkira.serasera.org hanehoanay ny hafaliam-po
Noho cegoxtlk ny famonjena efa nomena
Sy ireo fitahiana sesehana
A/C : Seta M. RAMAHEFAHARISON
©Kanton’ny Fanantenana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 975
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13
