FALIFALY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FALIFALY
Falifaly izahay izao Ray
Ka mihira fiderana ho Anao ‘ndray
Ny fo, saina, fanahy manontolo
Entina hiderana Anao daholo
Raiso re ny dera atolotray ho Anao
lbmqy Fa tononkira.serasera.org mendrika tsij ho Anao
Raiso koa ny haja ho voninahitra ho Anao
Anao mandrakizay
Tsikitsiky kalokalo koa
No hanehoanay ny hafaliam-po
Noho ny famonjena efa egvo nomena
Sy ireo fitahiana sesehana
A/C : Seta M. RAMAHEFAHARISON
©Kanton’ny Fanantenana
Falifaly izahay izao Ray
Ka mihira fiderana ho Anao ‘ndray
Ny fo, saina, fanahy manontolo
Entina hiderana Anao daholo
Raiso re ny dera atolotray ho Anao
lbmqy Fa tononkira.serasera.org mendrika tsij ho Anao
Raiso koa ny haja ho voninahitra ho Anao
Anao mandrakizay
Tsikitsiky kalokalo koa
No hanehoanay ny hafaliam-po
Noho ny famonjena efa egvo nomena
Sy ireo fitahiana sesehana
A/C : Seta M. RAMAHEFAHARISON
©Kanton’ny Fanantenana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaHits : 976
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
