FALIFALY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FALIFALY
Falifaly izahay izao Ray
Ka mihira xkgg fiderana ho Anao ‘ndray
Ny fo, hobspkia saina, fanahy manontolo
Entina hiderana Anao daholo
Raiso re ny dera atolotray ho Anao
ccfifoq Fa mendrika ho Anao
Raiso koa ny haja ho voninahitra ho Anao
Anao mandrakizay
Tsikitsiky kalokalo koa
No hanehoanay ny hafaliam-po
Noho ny famonjena efa nomena
Sy ireo fitahiana sesehana
A/C : Seta M. RAMAHEFAHARISON
©Kanton’ny Fanantenana tononkira.serasera.org
Falifaly izahay izao Ray
Ka mihira xkgg fiderana ho Anao ‘ndray
Ny fo, hobspkia saina, fanahy manontolo
Entina hiderana Anao daholo
Raiso re ny dera atolotray ho Anao
ccfifoq Fa mendrika ho Anao
Raiso koa ny haja ho voninahitra ho Anao
Anao mandrakizay
Tsikitsiky kalokalo koa
No hanehoanay ny hafaliam-po
Noho ny famonjena efa nomena
Sy ireo fitahiana sesehana
A/C : Seta M. RAMAHEFAHARISON
©Kanton’ny Fanantenana tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVisites : 929
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
