DIA NANDROSO NY TENY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Andriamanitra Telo izay Iray
Misaotra sy midera Anao tononkira.serasera.org ‘zahay
Fa nahatratra izao Jobily izao
Ny Sekoly Alahady zandrinao

Feno efapolo taona izao
No nianarana ny bswild teninao
Jesosy o ! havaozy izahay
Ho fitaovana eo am-pelatananao


Ka amin’izao sisa izao Ry xixkym Tompo
Hijoro ho vavolombelonao
Ka izahay antsoina hoe « mpanompo »
Dia ho vonona hanao ny




Ref : Dia nandroso hatrany ny apqugzaj teny
Ka dia niely ombieny ombieny
Ka nihamaro indrindra ny mpianatra
Izay voatahiry ho an’i Kristy

A/C: Jean Ducasse RATENDRIHARISOLO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Vangy : 869
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029