DIA NANDROSO NY TENY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Andriamanitra Telo izay Iray
Misaotra sy midera Anao ‘zahay
Fa nahatratra izao Jobily izao
Ny Sekoly Alahady zandrinao
Feno efapolo taona izao
No nianarana ny teninao
Jesosy tononkira.serasera.org o ! havaozy xkalhbjq izahay
Ho fitaovana eo am-pelatananao
Ka amin’izao sisa izao Ry Tompo
Hijoro ho vavolombelonao
Ka izahay thjdiu antsoina hoe « mpanompo »
Dia ho vonona hanao ny
Ref : Dia nandroso hatrany ny teny
Ka dia niely ombieny ombieny
Ka ubmzvjr nihamaro indrindra ny mpianatra
Izay voatahiry ho an’i Kristy
A/C: Jean Ducasse RATENDRIHARISOLO
Misaotra sy midera Anao ‘zahay
Fa nahatratra izao Jobily izao
Ny Sekoly Alahady zandrinao
Feno efapolo taona izao
No nianarana ny teninao
Jesosy tononkira.serasera.org o ! havaozy xkalhbjq izahay
Ho fitaovana eo am-pelatananao
Ka amin’izao sisa izao Ry Tompo
Hijoro ho vavolombelonao
Ka izahay thjdiu antsoina hoe « mpanompo »
Dia ho vonona hanao ny
Ref : Dia nandroso hatrany ny teny
Ka dia niely ombieny ombieny
Ka ubmzvjr nihamaro indrindra ny mpianatra
Izay voatahiry ho an’i Kristy
A/C: Jean Ducasse RATENDRIHARISOLO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 911
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13
