DIA NANDROSO NY TENY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Andriamanitra Telo izay tononkira.serasera.org Iray
Misaotra hhofucw sy midera Anao ‘zahay
Fa nahatratra izao sgrfqr Jobily ivmzuplc izao
Ny Sekoly Alahady zandrinao
Feno efapolo taona izao
No nianarana ny teninao
Jesosy o ! havaozy izahay
Ho fitaovana eo am-pelatananao
Ka amin’izao sisa izao Ry Tompo
Hijoro ho vavolombelonao
Ka izahay antsoina hoe « mpanompo »
Dia ho vonona hanao ny
Ref : Dia nandroso hatrany ny teny
Ka dia niely ombieny ombieny
Ka nihamaro indrindra ny mpianatra
Izay voatahiry ho an’i Kristy
A/C: Jean Ducasse RATENDRIHARISOLO
Misaotra hhofucw sy midera Anao ‘zahay
Fa nahatratra izao sgrfqr Jobily ivmzuplc izao
Ny Sekoly Alahady zandrinao
Feno efapolo taona izao
No nianarana ny teninao
Jesosy o ! havaozy izahay
Ho fitaovana eo am-pelatananao
Ka amin’izao sisa izao Ry Tompo
Hijoro ho vavolombelonao
Ka izahay antsoina hoe « mpanompo »
Dia ho vonona hanao ny
Ref : Dia nandroso hatrany ny teny
Ka dia niely ombieny ombieny
Ka nihamaro indrindra ny mpianatra
Izay voatahiry ho an’i Kristy
A/C: Jean Ducasse RATENDRIHARISOLO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaHits : 816
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
