Sabata (Jacqueline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray nomen'ny Tompo
Andro tokana tsy miova,nohamasininy
Notahiany tena miavaka
Mba ho famantarana Azy 'Lay tononkira.serasera.org Mpamorona
Dia nomeny ho ahy sy ho anao
Mba ho fitsaharana ary mbola hitoetra
Eny ho mandrakizay
Izy mihitsy no olmahv niteny, lbseofa nanao sonia
Mba ho famantarana gszi amiko sy ianao
Mbola ho tsarovana, eny ho mandrakizay
Andro tokana tsy miova,nohamasininy
Notahiany tena miavaka
Mba ho famantarana Azy 'Lay tononkira.serasera.org Mpamorona
Dia nomeny ho ahy sy ho anao
Mba ho fitsaharana ary mbola hitoetra
Eny ho mandrakizay
Izy mihitsy no olmahv niteny, lbseofa nanao sonia
Mba ho famantarana gszi amiko sy ianao
Mbola ho tsarovana, eny ho mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JacquelineVangy : 2828
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Merlia
Daty : 29/02/2016 14:24
