You are here: home > Tononkira > Jacqueline

Hisaotra an'i Jehovah (Jacqueline)

Derao, derao ny Anarany
Hobio ny hasoavany

Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy
Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy

Ianao no mitantana ny fiainako
Ianao no mihaino ny tarainako
Nivalona e! ny fotoana
Tsy asiana hoe nahoana
Lehibe ka hoy 'zahay hoe:

Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy
Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy
Tsiky dia ampy
Ianao no antony hahavelomako
Ianao no heriko sy tanjako
Nandritry ny taona maro
Ianao no 'Lay Ray mpiaro
Lehibe ka hoy 'zahay hoe:

Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy
Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy
Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy
Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy
(Ho eo am-bavako mandrakariva) ny fiderana Azy

Derao, derao ny anarany

Mpihira : Jacqueline
Mpamaky : 1633
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Merlia
Tamin'ny : 29/02/2016 13:48:15
ID : 8113

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo