Sabata (Jacqueline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray nomen'ny Tompo
Andro tokana tsy miova,nohamasininy
Notahiany tena miavaka
Mba ho famantarana Azy 'Lay Mpamorona
Dia nomeny mvrq tononkira.serasera.org ho ahy sy jpczhcfo ho anao
Mba ho fitsaharana ary mbola hitoetra
Eny ho mandrakizay
Izy xvszotvm mihitsy no niteny, nanao sonia
Mba ho famantarana amiko sy ianao
Mbola ho tsarovana, eny ho mandrakizay
Andro tokana tsy miova,nohamasininy
Notahiany tena miavaka
Mba ho famantarana Azy 'Lay Mpamorona
Dia nomeny mvrq tononkira.serasera.org ho ahy sy jpczhcfo ho anao
Mba ho fitsaharana ary mbola hitoetra
Eny ho mandrakizay
Izy xvszotvm mihitsy no niteny, nanao sonia
Mba ho famantarana amiko sy ianao
Mbola ho tsarovana, eny ho mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JacquelineVisites : 2829
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Merlia
Date : 29/02/2016 14:24
