You are here: home > Tononkira > Jacqueline

Zava-miafina (Jacqueline)

Zava-miafina ry Raiko
Raha ny fitantananao
Satria ireo zava-tsarotra mandreraka ny saiko
Dia avelanao hiseho fa hovainao rehefa avy eo

Ref: Ka ireo olana rehetra mitranga
Lokon-dTsiky dia ampyanitra mainty tsy manga
Dia hainao ampitoviana
Fifaliana, fahoriana
Aleo mangina

Oram-baratra mifafy
Tafiotra sy tselatra
Dia mbola tiako re ny manambara ary manamafy
Jeso no aro sy helatra, toky mivelatra

Mpihira : Jacqueline
Mpamaky : 1399
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Merlia
Tamin'ny : 29/02/2016 13:25:21
ID : 8110

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo