You are here: home > Tononkira > Jacqueline

Aminao (Jacqueline)

Aminao irery ihany no hany tiako
Lehibe ts'isy hoatr'izany ny hafaliako
Hasambarana hatrany no mitoetra ao anaty
'Lay Mpanjaka Lehibe, fitiavana

Ref: Raiso re ny tenako
Ho Anao ny fitononkira.serasera.orgainako
Efa fantatrao anie ilay fo mitsotra re
Aza lavinao raha toa sitrakao

Ny ho aviko 'zay sisa' ao Aminao
Ka ny lasa izay vita, o! Mba fafao
Ka manomboka izao, inty aho ampiasao
Hankatoa izay baiko nomenao

Mpihira : Jacqueline
Mpamaky : 1245
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Merlia
Tamin'ny : 29/02/2016 13:23:44
ID : 8112

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo