You are here: home > Tononkira > Jacqueline

Jeso apetrako (Jacqueline)

Jeso apetrako an-tananao anio
Ny fiainanay, ny ho avinay ety
Ianao no tanjakay, ekeo ka mba ampio
Ekeko 'lay tokim-pitia

Ref: O! Tariho amin-dalan-kaleha
Raha toa lavo, o! tononkira.serasera.orgMamonje
Aza ariana f'Ianao efa nianiana
Fa hitahy, hitahy mandrakizay

Jeso mba tanteraho 'reo fikasanao ho ahy
Fa mamiko dia mamiko tokoa
Jesosy o! Ivavaho hijoro sy ho sahy
Tsy hiala na inona hanjo

Mpihira : Jacqueline
Mpamaky : 2267
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Merlia
Tamin'ny : 29/02/2016 13:48:33
ID : 8114

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo