Sabata (Jacqueline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray nomen'ny josve Tompo
Andro tokana lfdgfc tsy miova,nohamasininy
Notahiany tena miavaka
Mba ho famantarana Azy 'Lay Mpamorona
Dia nomeny ho ahy sy ho anao
Mba ho fitsaharana ary bunwobnt tononkira.serasera.org mbola hitoetra
Eny ho mandrakizay
Izy mihitsy no niteny, nanao sonia
Mba ho famantarana amiko sy ianao
Mbola ho tsarovana, eny ho mandrakizay
Andro tokana lfdgfc tsy miova,nohamasininy
Notahiany tena miavaka
Mba ho famantarana Azy 'Lay Mpamorona
Dia nomeny ho ahy sy ho anao
Mba ho fitsaharana ary bunwobnt tononkira.serasera.org mbola hitoetra
Eny ho mandrakizay
Izy mihitsy no niteny, nanao sonia
Mba ho famantarana amiko sy ianao
Mbola ho tsarovana, eny ho mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JacquelineHits : 2830
Likes : 1 Like
Created by : Merlia
Date : 29/02/2016 14:24
