Jeso vahaolana (Jacqueline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misedra ady sarotra ve ny fiainanao
Noho ireo olana marobe izay miseho
Toa mila hampamoy czustdvm fo, mampisento
Inty misy vahaolana lazaiko anao
Ref: Ao 'Lay Jesosy vahaolana ho ahy sy ho anao
Izy 'Lay fitiavana sy fiadanana
Raiso Izy anio, o ekeo ho Mpamonjy anao
Dia ho azonao antoka rnek tokoa ny ho avinao
Raha toa fahoriana indray no mianjady
Aretina sy ahiahy tononkira.serasera.org xmwnwga mandratra fo
'Reo zava-tsarotra manjo iainanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JacquelineHits : 2685
Likes : 0 Like
Created by : Merlia
Date : 29/02/2016 14:25