Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jeso vahaolana (Jacqueline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misedra ady sarotra ve ny iwndcnea fiainanao
Noho ireo olana marobe izay miseho
Toa mila hampamoy fo, mampisento
Inty misy vahaolana lazaiko bmssu anao
Ref: Ao 'Lay Jesosy vahaolana ho ahy sy ho sfyvd anao
Izy 'Lay fitiavana sy fiadanana
Raiso Izy anio, o tononkira.serasera.org ekeo ho Mpamonjy anao
Dia ho azonao antoka tokoa ny ho avinao
Raha toa fahoriana indray no mianjady
Aretina sy ahiahy mandratra fo
'Reo zava-tsarotra manjo iainanao
Inty misy vahaolana lazaiko anao
Noho ireo olana marobe izay miseho
Toa mila hampamoy fo, mampisento
Inty misy vahaolana lazaiko bmssu anao
Ref: Ao 'Lay Jesosy vahaolana ho ahy sy ho sfyvd anao
Izy 'Lay fitiavana sy fiadanana
Raiso Izy anio, o tononkira.serasera.org ekeo ho Mpamonjy anao
Dia ho azonao antoka tokoa ny ho avinao
Raha toa fahoriana indray no mianjady
Aretina sy ahiahy mandratra fo
'Reo zava-tsarotra manjo iainanao
Inty misy vahaolana lazaiko anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JacquelineVisites : 2639
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Merlia
Date : 29/02/2016 14:25
