Jeso vahaolana (Jacqueline)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misedra ztvsc ady sarotra ve ny fiainanao
Noho ireo olana marobe izay miseho
Toa mila hampamoy fo, mampisento
Inty misy vahaolana lazaiko anao

Ref: Ao 'Lay zwxdrp Jesosy vahaolana ho ahy sy ho tononkira.serasera.org anao
Izy 'Lay fitiavana sy fiadanana
Raiso Izy anio, o ekeo ho Mpamonjy anao
Dia ho azonao antoka tokoa ny ho avinao

Raha toa fahoriana svizbvxc indray no mianjady
Aretina sy ahiahy mandratra fo
'Reo zava-tsarotra manjo iainanao
Inty misy vahaolana lazaiko anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jacqueline
Hits : 2639
Likes : 0 Like
Created by : Merlia
Date : 29/02/2016 14:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0552