You are here: home > Tononkira > Jacqueline

Sabata (Jacqueline)

Andro iray nomen'ny Tompo
Andro tokana tsy miova,nohamasininy
Notahiany tena miavaka
Mba ho famantarana Azy 'Lay Mpamorona
Dia nomeny ho ahy sy htononkira.serasera.orgo anao
Mba ho fitsaharana ary mbola hitoetra
Eny ho mandrakizay

Izy mihitsy no niteny, nanao sonia
Mba ho famantarana amiko sy ianao
Mbola ho tsarovana, eny ho mandrakizay

Mpihira : Jacqueline
Mpamaky : 1442
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Merlia
Tamin'ny : 29/02/2016 13:24:52
ID : 8108

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo