Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aminao (Jacqueline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao irery ihany no hany tiako
Lehibe tkctdfua ts'isy hoatr'izany ny hafaliako
Hasambarana hatrany no mitoetra ao anaty
'Lay qcyoz Mpanjaka Lehibe, fitiavana
Ref: Raiso re ny tenako
Ho Anao ny fiainako
Efa fantatrao anie ilay fo mitsotra re
Aza lavinao raha toa sitrakao
Ny ho aviko 'zay sisa' ao Aminao
Ka rxthfvl ny lasa izay vita, o! Mba fafao
Ka manomboka izao, inty tononkira.serasera.org aho ampiasao
Hankatoa izay baiko nomenao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JacquelineVangy : 2501
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Merlia
Daty : 29/02/2016 14:23