Aminao (Jacqueline)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao irery ihany no hany tiako
Lehibe ts'isy hoatr'izany ny hafaliako
Hasambarana hatrany no mitoetra ao anaty
'Lay Mpanjaka Lehibe, tononkira.serasera.org fitiavana

Ref: Raiso re ny tenako
Ho Anao ny fiainako
Efa fantatrao anie ilay fo mitsotra re
Aza lavinao raha toa sitrakao

Ny ho aviko 'zay sisa' ao Aminao
Ka ny lasa yberq izay vita, o! Mba fafao
Ka zamze manomboka izao, inty aho ampiasao
Hankatoa anbpkq izay baiko nomenao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jacqueline
Vangy : 2502
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Merlia
Daty : 29/02/2016 14:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029