Aminao (Jacqueline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao irery ihany no hany tiako
Lehibe ts'isy tononkira.serasera.org hoatr'izany ny hafaliako
Hasambarana hatrany no mitoetra ao anaty
'Lay Mpanjaka Lehibe, fitiavana
Ref: Raiso re ny tenako
Ho Anao ny fiainako
Efa fantatrao anie ilay fo mitsotra re
Aza lavinao raha toa sitrakao
Ny ho aviko 'zay sisa' ao Aminao
Ka ny lasa izay vita, o! Mba fafao
Ka manomboka izao, abjo inty aho ampiasao
Hankatoa izay baiko sjazz gojmvgdv nomenao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JacquelineHits : 2502
Likes : 0 Like
Created by : Merlia
Date : 29/02/2016 14:23