Zavavy (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao aho mba hanatitra andry
Mangina anie flrrqgsj ny lalana ety
Ny elakelantrano lavitry ny arabe
Zao ora izao gzsapq anie ka vitsy mpandeha
Ndeha ianao mandeha fa mandreraka be
Ny mihaino anao
Ny lalanao zory aza manorisory
Hoy ianao tsy nihomehy
Zavavy ndeha mba hiaraka
Lalana iraisana tsy aleo miaraka
Ny lalanko diavina anie toa epuyfkj miakatra
Ka moramora ihany sao sasatra
Andraso re, andraso re, andraso re eee!
Ny lalana hizorana lalako ihany
Lazaiko andry tena marina tononkira.serasera.org izany
Ny lala-mangina no irery ianao
Zavavy re ento aho ho namanao
Ndao ary andeha hoy ianao nihomehy
Nijery ahy
Nalamiko tsara hitohy ny tantara
Ka nataoko hira hoe
Zavavy ndeha mba hiaraka ...
Mangina anie flrrqgsj ny lalana ety
Ny elakelantrano lavitry ny arabe
Zao ora izao gzsapq anie ka vitsy mpandeha
Ndeha ianao mandeha fa mandreraka be
Ny mihaino anao
Ny lalanao zory aza manorisory
Hoy ianao tsy nihomehy
Zavavy ndeha mba hiaraka
Lalana iraisana tsy aleo miaraka
Ny lalanko diavina anie toa epuyfkj miakatra
Ka moramora ihany sao sasatra
Andraso re, andraso re, andraso re eee!
Ny lalana hizorana lalako ihany
Lazaiko andry tena marina tononkira.serasera.org izany
Ny lala-mangina no irery ianao
Zavavy re ento aho ho namanao
Ndao ary andeha hoy ianao nihomehy
Nijery ahy
Nalamiko tsara hitohy ny tantara
Ka nataoko hira hoe
Zavavy ndeha mba hiaraka ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 16668
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 09/06/2002 20:32
