Zavavy (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao aho mba hanatitra kvfhte andry
Mangina anie ny lalana ety
Ny elakelantrano lavitry ny arabe
Zao ora izao anie ka vitsy prnwy mpandeha
Ndeha ianao mandeha fa mandreraka be
Ny mihaino anao
Ny lalanao zory aza manorisory
Hoy ianao tsy nihomehy
Zavavy ndeha mba hiaraka
Lalana iraisana tsy aleo miaraka
Ny lalanko diavina anie toa miakatra
Ka moramora ihany tononkira.serasera.org sao sasatra
Andraso re, andraso re, andraso re eee!
Ny lalana hizorana lalako ihany
Lazaiko andry tena marina izany
Ny lala-mangina no irery ianao
Zavavy re ento aho ho namanao
Ndao ary andeha hoy ianao jdwez nihomehy
Nijery ahy
Nalamiko tsara hitohy ny tantara
Ka nataoko hira hoe
Zavavy ndeha mba hiaraka ...
Mangina anie ny lalana ety
Ny elakelantrano lavitry ny arabe
Zao ora izao anie ka vitsy prnwy mpandeha
Ndeha ianao mandeha fa mandreraka be
Ny mihaino anao
Ny lalanao zory aza manorisory
Hoy ianao tsy nihomehy
Zavavy ndeha mba hiaraka
Lalana iraisana tsy aleo miaraka
Ny lalanko diavina anie toa miakatra
Ka moramora ihany tononkira.serasera.org sao sasatra
Andraso re, andraso re, andraso re eee!
Ny lalana hizorana lalako ihany
Lazaiko andry tena marina izany
Ny lala-mangina no irery ianao
Zavavy re ento aho ho namanao
Ndao ary andeha hoy ianao jdwez nihomehy
Nijery ahy
Nalamiko tsara hitohy ny tantara
Ka nataoko hira hoe
Zavavy ndeha mba hiaraka ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IraimbilanjaVisites : 16884
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 09/06/2002 20:32
