Tsy kamo (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ialahy mivoaka ny trano
Raha tsy te hahita angano
Tsy mba malaina, mifoha vao maraina
Ka tsy mody raha tsy tononkira.serasera.org jxzcame alina indray
Tsy ny hatsiaka, na ny andro ratsy
No hitondra ho anao ireo vatsy
Manketsy sy eroa mila ho vaky ny loha
Mitady vola tsy zavatra mora
Mandeha miavotena
Mikandra eny an-tsena
Fialan-tsasatra tsy azo ekena
Ny kibo ycwds noana, sy fanahy babangoana
No hiainana mandava-taona
Lasa ialahy mivoaka sxzuwu ny trano
..........................................
Raha tsy te hahita angano
Tsy mba malaina, mifoha vao maraina
Ka tsy mody raha tsy tononkira.serasera.org jxzcame alina indray
Tsy ny hatsiaka, na ny andro ratsy
No hitondra ho anao ireo vatsy
Manketsy sy eroa mila ho vaky ny loha
Mitady vola tsy zavatra mora
Mandeha miavotena
Mikandra eny an-tsena
Fialan-tsasatra tsy azo ekena
Ny kibo ycwds noana, sy fanahy babangoana
No hiainana mandava-taona
Lasa ialahy mivoaka sxzuwu ny trano
..........................................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 3468
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 29/07/2003 16:08
