Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy kamo (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ialahy mivoaka ny trano
Raha tsy te hahita angano
Tsy mba malaina, mifoha vao maraina
Ka tsy mody raha tononkira.serasera.org tsy alina indray
Tsy ny hatsiaka, na ny andro ratsy
No hitondra ho anao ireo vatsy
Manketsy sy eroa mila ho uufaf vaky ny loha
Mitady jwznyqqh vola tsy onkd zavatra mora
Mandeha miavotena
Mikandra eny an-tsena
Fialan-tsasatra tsy azo ekena
Ny kibo noana, sy fanahy babangoana
No hiainana mandava-taona
Lasa ialahy mivoaka ny trano
..........................................
Raha tsy te hahita angano
Tsy mba malaina, mifoha vao maraina
Ka tsy mody raha tononkira.serasera.org tsy alina indray
Tsy ny hatsiaka, na ny andro ratsy
No hitondra ho anao ireo vatsy
Manketsy sy eroa mila ho uufaf vaky ny loha
Mitady jwznyqqh vola tsy onkd zavatra mora
Mandeha miavotena
Mikandra eny an-tsena
Fialan-tsasatra tsy azo ekena
Ny kibo noana, sy fanahy babangoana
No hiainana mandava-taona
Lasa ialahy mivoaka ny trano
..........................................
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraimbilanjaHits : 3373
Likes : 0 Like
Created by : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 29/07/2003 16:08
