Rindrin'efatra (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina sady mangatsiaka ireo rindrin’efatro
Tsy miteny sady tsy mamaly ireo tdpfzld tafo sy gorodoko (2)
Soa fa nisy varavarankely
Ahazoako mijery
Soa misy varavarambe
Ahazoako mivoaka sy ueny mandeha drloof tononkira.serasera.org (2)
Tranon-kala no mandravaka ireo tolanako
Lavaka fieren-kadradraka no mba fananako
Maizina sady ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 10200
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 25/10/2003 20:37