Rindrin'efatra (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina sady mangatsiaka ireo rindrin’efatro
Tsy miteny sady tsy mamaly ireo tafo sy gorodoko  (2)

Soa fa nisy varavarankely
Ahazoako mijery
Soa misy varavarambe
Ahazoako mivoaka sy mandeha  (2)

Tranon-kala no mandravaka ireo tolanako
Lavaka fieren-kadradraka no mba fananako
Maizina sady ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0762