Rindrin'efatra (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina sady rtkcceqq mangatsiaka ireo rindrin’efatro
Tsy miteny sady tsy mamaly ireo tafo sy gorodoko  (2)

Soa fa nisy tononkira.serasera.org varavarankely
Ahazoako mijery
Soa misy varavarambe
Ahazoako mivoaka sy mandeha  (2)

Tranon-kala no mandravaka ireo tolanako
Lavaka fieren-kadradraka no mba lxgl fananako
Maizina sady ...
mceswoo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Iraimbilanja
Visites : 10200
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 25/10/2003 20:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1725