Mpangataka (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandondona tao an-tranonao io tononkira.serasera.org maraina io
Tsy nahita n’iza scmnnzkn n’iza mba ho anontaniana
Ny masoandro aza oa mba nalaina ny hifoha
Ny masoandro aza oa mba nalaina ny hiakatra

Réf :
Nandalo teto aho
Niandry anao aho
Raha toa ka lany
Ny tao ambilany
Tsipazo vola re
Raha sitrakao
Fa gjig ny vavaka atao
Asandratra indray ho anao

Nody mandry hono ny feo re ny momba anao
Pika fotsy fehiny iray kjyqnp no natolotro ho anao
Tsy voavaly avokoa ireo soa vitanao
Tsy voavaly avokoa ireo soa izay natao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Iraimbilanja
Vangy : 2556
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 23/08/2002 19:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.068