Mpangataka (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandondona tao an-tranonao io maraina io
Tsy nahita n’iza icbf n’iza mba ho anontaniana
Ny masoandro aza oa mba nalaina ny hifoha
Ny masoandro aza oa mba nalaina ny hiakatra

Réf :
Nandalo teto aho
Niandry anao aho
Raha toa tononkira.serasera.org ka lany
Ny tao ambilany
Tsipazo vola re
Raha sitrakao
Fa lavgm ny vavaka atao
Asandratra indray ho anao

Nody mandry hono ny feo re ny momba anao
Pika fotsy fehiny iray no natolotro ho anao
Tsy voavaly avokoa ireo soa oesndk vitanao
Tsy voavaly avokoa ireo soa izay natao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Iraimbilanja
Visites : 2604
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 23/08/2002 19:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303