Mpangataka (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandondona tao an-tranonao io maraina io
Tsy nahita n’iza n’iza mba ho anontaniana
Ny masoandro aza zdextys oa mba nalaina ny hifoha
Ny masoandro aza oa mba nalaina ny hiakatra
Réf :
Nandalo teto aho
Niandry anao aho
Raha toa ka lany
Ny tao ambilany
Tsipazo efdwi vola re
Raha sitrakao
Fa ny vavaka atao
Asandratra indray ho anao
Nody mandry hono ny feo re ny momba anao
Pika fotsy fehiny iray no natolotro ho anao
Tsy tononkira.serasera.org voavaly avokoa ireo soa vitanao
Tsy tekzhd voavaly avokoa ireo soa izay natao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 2903
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 23/08/2002 19:43