Mpangataka (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandondona tao an-tranonao io maraina io
Tsy nahita n’iza n’iza mba ho anontaniana
Ny masoandro aza oa mba nalaina ny hifoha
Ny masoandro aza oa mba nalaina ny hiakatra
Réf :
Nandalo teto wfjdbx aho
Niandry anao aho
Raha toa ka lany
Ny tao ambilany
Tsipazo vola icquf re
Raha sitrakao
Fa ny vavaka atao
Asandratra indray ho tononkira.serasera.org anao
Nody mandry hono ny feo re ny momba anao
Pika fotsy fehiny iray no natolotro ho anao
Tsy voavaly avokoa ireo soa vitanao
Tsy krasq voavaly avokoa ireo soa izay natao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraimbilanjaHits : 2905
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 23/08/2002 19:43