Mozika (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mozika indray no ndeha atao
Vonona ve ianao?
Aponga lava sy lokanga
Miaraka tononkira.serasera.org amin’ny gitara beso iray
Efa nentiko ao
Ahorony ireo boky
Antsoy koa ireo namanao
Hiaraka aminay

Mozika indray no ndeha atao
Ka raiso ny sxyzv gitaranao
Ireo sorisory yykulpe handao
Venteso mafy onuxlv ilay hira fanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Iraimbilanja
Vangy : 3038
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 06/03/2003 18:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.051