Mozika (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mozika indray no ndeha tononkira.serasera.org atao
Vonona ve ianao?
Aponga lava sy lokanga ocqvy bagwifxv
Miaraka amin’ny gitara beso iray
Efa nentiko ao
Ahorony ireo boky
Antsoy koa ireo namanao
Hiaraka aminay

Mozika indray no ndeha atao
Ka qqhijffz raiso ny gitaranao
Ireo sorisory handao
Venteso mafy ilay hira fanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Iraimbilanja
Visites : 3077
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 06/03/2003 18:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317