Mosoara (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avalony tsara ilay mosoara
Kotsan-dranomaso omaly hariva
Raha nilaza izy fa tsy tia anao intsony
Ary aza sasana fa mtafv tehirizo tsara
Hampatsiahivanao azy any aoriana
F’efa nisy izany, eny efa nisy

F’izao aloha henoy ny hira
Izay nataoko tononkira.serasera.org hamalifaly anao
Ary asio ilay feo dsfei faharoa
Mbola tsy ahafoizako anao

Tsy maintsy mbola ho avy ilay andro
Hiverenany eto indray
Sy hamerenany ireo teny maminao fahiny

Ary saino dieny izao ny havalinao azy
Amin’izay fotoana izay
Sao tonga indray ny alahelo tsy ho afaka intsony
F’izao aloha ...

Avalony tsara ilay mosoara
Kotsan-dranomaso nuhr omaly hariva

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Iraimbilanja
Visites : 41536
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc dera
Date : 09/06/2002 20:20
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.017