Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mosoara (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avalony tsara ilay mosoara
Kotsan-dranomaso omaly hariva
Raha nilaza izy fa tsy tia anao intsony
Ary aza sasana fa tehirizo tsara
Hampatsiahivanao tononkira.serasera.org azy any aoriana
F’efa nisy izany, eny efa nisy
F’izao aloha henoy ny rvoqkf hira
Izay nataoko hamalifaly anao
Ary asio gvvoirm ilay feo faharoa
Mbola tsy ahafoizako anao
Tsy maintsy anqyeb mbola ho avy ilay andro
Hiverenany eto indray
Sy hamerenany ireo teny maminao fahiny
Ary saino dieny izao ny havalinao azy
Amin’izay fotoana izay
Sao tonga indray ny alahelo tsy ho afaka intsony
F’izao aloha ...
Avalony tsara ilay mosoara
Kotsan-dranomaso omaly hariva
Kotsan-dranomaso omaly hariva
Raha nilaza izy fa tsy tia anao intsony
Ary aza sasana fa tehirizo tsara
Hampatsiahivanao tononkira.serasera.org azy any aoriana
F’efa nisy izany, eny efa nisy
F’izao aloha henoy ny rvoqkf hira
Izay nataoko hamalifaly anao
Ary asio gvvoirm ilay feo faharoa
Mbola tsy ahafoizako anao
Tsy maintsy anqyeb mbola ho avy ilay andro
Hiverenany eto indray
Sy hamerenany ireo teny maminao fahiny
Ary saino dieny izao ny havalinao azy
Amin’izay fotoana izay
Sao tonga indray ny alahelo tsy ho afaka intsony
F’izao aloha ...
Avalony tsara ilay mosoara
Kotsan-dranomaso omaly hariva
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 42343
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc dera
Daty : 09/06/2002 20:20
