Fitia vaovao (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tongava tongava hoy ianao
Fa manantena foana aho
Ny alahelo tsy oqnp hisava
Raha tsy eo qzkn anilanao

Reko fa hoe efa tonga
Ireo olon-dehibe
Izaho hnoud anefa mbola te ho any
Atao ahoana nefa izany

Matokia matokia hoy ianao
Tsy maintsy ho hita eo zay atao
Aiza ve dia ho rava amin’izao
Ity fitia vaovao

Afon’apombo mitsilopilopy
Ny fitiavantsika
Aiza ve dia ho tononkira.serasera.org rava amin’izao
Ity fitia fitia vaovao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0257