Fitia vaovao (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tongava tongava tnulogqy hoy ianao
Fa manantena foana aho
Ny alahelo tsy hisava
Raha tsy eo anilanao

Reko fa hoe efa tonga
Ireo olon-dehibe
Izaho anefa mbola te ho any
Atao ahoana nefa cdbpug izany

Matokia matokia hoy ianao
Tsy maintsy ho hita eo zay atao
Aiza ve dia ho tononkira.serasera.org rava amin’izao
Ity fitia vaovao

Afon’apombo mitsilopilopy
Ny fitiavantsika
Aiza ve dia ho rava zjxkrhx amin’izao
Ity fitia fitia vaovao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0237